Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

29 Jolay–4 Aogositra

1 TIMOTY 4-6

29 Jolay–4 Aogositra
  • Hira 80 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Harena?”: (10 min.)

    • 1Ti 6:6-8: Handray soa be dia be isika, raha ‘mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady mahay mianina’ (w03 1/6 9 § 1-2)

    • 1Ti 6:9: Ho ratsy ny vokany raha tapa-kevitra ny ho tonga mpanankarena isika (g 6/07 6 § 3)

    • 1Ti 6:10: Hijaly isika raha tia vola (11/08 6 § 4-6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 1Ti 4:2: Inona no mahatonga ny feon’ny fieritreretan’ny olona iray ho toy ny voatomboky ny vy mahamay? Inona no vokatr’izany? (w05 1/10 14 § 2)

    • 1Ti 4:13: Nahoana i Timoty no nampirisihin’i Paoly mba hiezaka mafy amin’ny vakiteny ampahibemaso? (it “Vakiteny Ampahibemaso”: “Teo anivon’ny fiangonana kristianina”)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Ti 4:1-16 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA