Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 1 TIMOTY 1-3

Miezaha Hahazo Andraikitra

Miezaha Hahazo Andraikitra

3:1, 13

Tena tsara raha dieny mbola tanora ny rahalahy dia efa miezaka hahazo andraikitra. Hahazo fampiofanana izy amin’izay, ary ho afaka hampiseho hoe azo tendrena ho mpanampy amin’ny fanompoana rehefa lehibe kokoa. (1Ti 3:10) Inona no azon’ny rahalahy atao raha te hahazo andraikitra izy? Mila manana an’ireto toetra ireto izy:

  • Mahafoy tena.—km 7/13 2 § 2

  • Matotra ara-panahy.—km 7/13 3 § 3

  • Azo ianteherana sy mendri-pitokisana.—km 7/13 3 § 4