Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Nody Ilay Zanaka Adala

Nody Ilay Zanaka Adala

JEREO ILAY VIDEO HOE NODY ILAY ZANAKA ADALA, ARY VALIO IRETO:

  • Inona no porofo fa efa nanomboka tsy nifandray tsara tamin’i Jehovah intsony i Davida, ary inona no nataon’ny fianakaviany sy ny anti-panahy mba hanampiana azy?

  • Inona no azon’ny ray aman-dreny ianarana avy amin’ny Rahalahy sy Anabavy Beranto?

  • Nahoana io video io no mampianatra antsika hoe...

    • ratsy ny mandany fotoana be loatra amin’ny asa fivelomana?

    • mampidi-doza ny miaraka amin’ny naman-dratsy?

    • ilaina ny manaraka torohevitra?

    • ilaina ny mamela ny helok’izay mibebaka?