Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

2-8 Jolay

LIOKA 6-7

2-8 Jolay
  • Hira 109 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Miezaha Halala-tanana”: (10 min.)

    • Lk 6:37: Hamela ny helotsika ny hafa, raha mamela azy ireo isika (“Mamelà ny hafa, dia mba havela koa ianareo” fanazavana Lk 6:37, nwtsty *; w08 15/5 9 § 13-14)

    • Lk 6:38: Tokony ho zatra manome isika (“Aoka ianareo ho zatra manome” fanazavana Lk 6:38, nwtsty)

    • Lk 6:38: Halala-tanana amintsika ny hafa raha malala-tanana isika (“eo am-pofoanareo” fanazavana Lk 6:38, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 6:12, 13: Inona no modely nomen’i Jesosy ho an’ny Kristianina rehefa handray fanapahan-kevitra lehibe? (w07 1/8 6 § 1)

    • Lk 7:35: Nahoana ny tenin’i Jesosy no afaka manampy antsika rehefa misy manendrikendrika isika? (“zanany rehetra” fanazavana Lk 7:35, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 7:36-50

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 108

  • Malala-tanana toa An’i Jehovah Isika: (15 min.) Alefaso ilay video. Iaraho midinika avy eo ireto:

    • Inona no porofo fa malala-tanana i Jehovah sy Jesosy?

    • Inona no fitahiana omen’i Jehovah an’izay malala-tanana?

    • Inona no dikan’ny hoe malala-tanana rehefa mamela heloka?

    • Ahoana avy no hampiasantsika ny fotoanantsika raha malala-tanana isika?

    • Ahoana no ampisehoantsika hoe malala-tanana amin’ny teny fiderana isika?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 27

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 57 sy Vavaka

^ feh. 7 Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).