Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Jolay 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 24-27

Manampy Antsika Hatoky Kokoa ny Tenin’i Jehovah ny Faminaniana Momba An’i Tyro

Manampy Antsika Hatoky Kokoa ny Tenin’i Jehovah ny Faminaniana Momba An’i Tyro
FILAHARANY
Soratra
Sary

Resahina amin’ny an-tsipiriany ao amin’ny bokin’i Ezekiela ny fomba handravana an’i Tyro.

  • 26:7-11

    Iza no nandrava an’i Tyro, ilay tanàna amoron-tsiraka, taorian’ny 607 T.K?

  • 26:4, 12

    Iza no naka ny sisa tavela tamin’ilay tanàna amoron-tsiraka, tamin’ny 332 T.K., ka nanamboarany lalana hiampitana teny amin’ny Nosin’i Tyro ary nanapotika ny tanàna teny avy eo?

Inona amin’ireo faminaniana ao amin’ny Baiboly no tsy andrinao izay hahatanteraka azy?