Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Jolay 2017

31 Jolay–6 Aogositra

EZEKIELA 24-27

31 Jolay–6 Aogositra
  • Hira 118 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Manampy Antsika Hatoky Kokoa ny Tenin’i Jehovah ny Faminaniana Momba An’i Tyro”: (10 min.)

    • Ezk 26:3, 4: Efa maherin’ny 250 taona mialoha i Jehovah no nilaza fa ho rava i Tyro (si 133 § 4)

    • Ezk 26:7-11: Noresahin’i Ezekiela hoe iza ilay firenena sy mpanjaka hanao fahirano voalohany an’i Tyro (g 3/11 20, f.a.p)

    • Ezk 26:4, 12: Naminany i Ezekiela fa halefa any anaty rano ny manda sy ny trano ary ny tany ao Tyro (it “Aleksandra”)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 24:6, 12: Inona ilay harafesina tamin’ilay vilanibe? (w07 1/7 14 § 2)

    • Ezk 24:16, 17: Nahoana i Ezekiela no tsy tokony haneho ny alahelony rehefa maty ny vadiny? (w88 15/12 21 § 24)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 25:1-11

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Izay taratasy mivalona tianao: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Izay taratasy mivalona tianao: Resaho fa hampiseho an’ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? ianao (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho-midinika ilay izy avy eo.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 23 § 13-15: Asao hivory ilay olona.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA