Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Jolay 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 11-14

Manana Fo Nofo ve Ianao?

Manana Fo Nofo ve Ianao?

Inona ny tari-dalan’i Jehovah?

11:19

  • Fialam-boly

  • Fitafiana sy taovolo

  • Fitiavana sy famelan-keloka

Inona no azoko iezahana mba hanarahako akaiky kokoa ny tari-dalan’Andriamanitra?

11:20

  • Fialam-boly

  • Fitafiana sy taovolo

  • Fitiavana sy famelan-keloka