Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

24-30 Jolay

EZEKIELA 21-23

24-30 Jolay
  • Hira 14 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ilay Manan-jo Ara-dalàna no Hahazo ny Fanjakana”: (10 min.)

    • Ezk 21:25: I Zedekia Mpanjaka “ilay ratsy fanahy mpiadidy eo amin’ny Israely” (w07 1/7 13 § 11)

    • Ezk 21:26: Tsy hisy mpanjaka taranak’i Davida hitondra intsony ao Jerosalema (w11 15/8 9 § 6)

    • Ezk 21:27: I Jesosy Kristy ilay “manan-jo ara-dalàna” (w14 15/10 10 § 14)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 21:3: Inona ilay ‘sabatra’ hotsoahan’i Jehovah avy ao amin’ny tranony? (w07 1/7 14 § 1)

    • Ezk 23:49: Inona ny zavatra tsy nety nataon’ny Israely sy Joda asongadina ao amin’ny toko 23, ary inona no ianarantsika avy amin’izany? (w07 1/7 14 § 6)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 21:1-13

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) fg: Resaho fa hampiseho an’ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? ianao (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho-midinika ilay izy avy eo.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) bh: Mitsidika olona fanaterana gazety sy efa manana bh. Resaho fa hampiseho an’ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? ianao (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho-midinika ilay izy avy eo, ary atoroy azy ny fianarana Baiboly amin’ilay bh.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 215 § 3–216 § 1

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA