Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Jolay 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 18-20

Manadino ny Heloka Navelany ve i Jehovah?

Manadino ny Heloka Navelany ve i Jehovah?

18:21, 22

  • Rehefa mamela ny helotsika i Jehovah, dia tsy hanamelohany antsika intsony ilay izy any aoriana any.

Manampy antsika hatoky an’izany ireto ohatra avy ao amin’ny Baiboly ireto.

Davida Mpanjaka

  • Inona ny zava-dratsy nataony?

  • Inona no antony namelana ny helony?

  • Inona no porofo hoe tena namela ny helony i Jehovah?

Manase Mpanjaka

  • Inona ny zava-dratsy nataony?

  • Inona no antony namelana ny helony?

  • Inona no porofo hoe tena namela ny helony i Jehovah?

Apostoly Petera

  • Inona ny zava-dratsy nataony?

  • Inona no antony namelana ny helony?

  • Inona no porofo hoe tena namela ny helony i Jehovah?

Mamela heloka hoatran’i Jehovah aho raha: