Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Jolay 2017

17-23 Jolay

EZEKIELA 18-20

17-23 Jolay
  • Hira 125 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Manadino ny Heloka Navelany ve i Jehovah?”: (10 min.)

    • Ezk 18:19, 20: Hovalian’i Jehovah arakaraka izay ataony ny tsirairay (w12 1/7 18 § 2)

    • Ezk 18:21, 22: Vonona hamela ny heloky ny olona mibebaka i Jehovah, ary tsy hanameloka azy ireo intsony izy noho ilay fahotana nataony (w12 1/7 18 § 3-7)

    • Ezk 18:23, 32: Efa afa-nenina i Jehovah matoa mandringana ny ratsy fanahy (w08 1/4 8 § 3; w06 1/12 27 § 11)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 18:29: Nahoana ny Israelita no nihevitra fa tsy nety ny nataon’i Jehovah, ary inona no tokony hataontsika mba tsy hieritreritra hoatr’izany isika? (w13 15/8 11 § 9)

    • Ezk 20:49: Nahoana ny olona no nieritreritra fa ‘nanao fanoharana’ i Ezekiela, ary inona no lesona raisintsika avy amin’izany? (w07 1/7 14 § 3)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 20:1-12

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) 1Jn 5:19: Ampianaro ny Tena Marina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Ge 3:2-5: Ampianaro ny Tena Marina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (Jereo ny mwb16.08 8 § 2.)

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w16.05 32: Foto-kevitra: Ahoana no Azon’ny Fiangonana Ampisehoana ny Fifaliany Rehefa Ampandrenesina hoe Misy Olona Voaray Indray?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA