Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Jolay 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 15-17

Mitana ny Teny Nataonao ve Ianao?

Mitana ny Teny Nataonao ve Ianao?

17:18, 19

  • Inona ilay fianianana nataon’i Zedekia Mpanjaka?

    Inona ny vokany noho izy nivadika tamin’ny fianianany?

  • Inona no fampanantenana na fifanarahana nataoko?

    Inona no mety ho vokany raha mivadika amin’ilay fampanantenana na fifanarahana aho?