Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Jolay 2017

10-16 Jolay

EZEKIELA 15-17

10-16 Jolay
  • Hira 49 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mitana ny Teny Nataonao ve Ianao?”: (10 min.)

    • Ezk 17:1-4: Nosoloan’i Babylona an’i Zedekia i Joiakina Mpanjaka (w07 1/7 12 § 7)

    • Ezk 17:7, 15: Nivadika tamin’ny fianianany i Zedekia, ary nila vonjy tamin’i Ejipta (w07 1/7 12 § 7)

    • Ezk 17:18, 19: Nanantena i Jehovah fa hitana ny teniny i Zedekia (w12 15/10 30 § 11; w88 15/12 17 § 8)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 16:60: Inona ilay “fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra”, ary iza avy no nanao azy io? (w88 15/12 17 § 7)

    • Ezk 17:22, 23: Iza ilay ‘rantsana mbola tanora’ nafindran’i Jehovah? (w07 1/7 12 § 7)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 16:28-42

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 131

  • Hajao ny Voadim-panambadianao na dia Diso Fanantenana aza Ianao Rehefa Nanambady: (10 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy (g 3/14 p. 14-15).

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Milazà ny Marina: (5 min.) Alefaso ilay video Ataovy Namanao i Jehovah: Milazà ny Marina. Mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha, ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo izy ireo mba hanontaniana momba an’ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 15 § 1-8

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 73 sy Vavaka