Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JOLAY 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 60-68

Derao i Jehovah, Ilay Mpihaino Vavaka

Derao i Jehovah, Ilay Mpihaino Vavaka

Resaho amin’i Jehovah amin’ny vavaka ny voady nataonao taminy

61:1, 8

  • Vao mainka ianao ho tapa-kevitra ny hitana ny teninao, raha mivavaka momba an’ilay izy

  • Ilay ianao nanokan-tena ho an’Andriamanitra no voady lehibe indrindra nataonao

Hana

Matokia an’i Jehovah ka resaho aminy daholo izay ao am-ponao

62:8

  • Izay tena ao am-ponao resahina amin’i Jehovah rehefa mivavaka

  • Ataovy voafaritra tsara ny zavatra angatahinao, dia ho hitanao tsara hoe novalian’i Jehovah ilay izy

Jesosy

Mihaino ny vavaky ny olona tena mitady azy i Jehovah

65:1, 2

  • Henoin’i Jehovah ny vavaky ny “karazan’olona rehetra” tena te hahafantatra azy sy te hanao ny sitrapony

  • Afaka mivavaka amin’i Jehovah ianao na rahoviana na rahoviana

Kornelio

Zavatra tiako horesahina amin’ny vavaka: