Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JOLAY 2016

4-10 Jolay

SALAMO 60-68

4-10 Jolay
  • Hira 104 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Derao i Jehovah, Ilay Mpihaino Vavaka”: (10 min.)

    • Sl 61:1, 8: Resaho amin’i Jehovah amin’ny vavaka ny voady nataonao taminy (w99 15/9 9 § 1-4)

    • Sl 62:8: Matokia an’i Jehovah ka resaho aminy daholo izay ao am-ponao (w15 15/4 25-26 § 6-9)

    • Sl 65:1, 2: Mihaino ny vavaky ny olona tena mitady azy i Jehovah (w15 15/4 22 § 13-14; w10 15/4 5 § 10; it “Vavaka”: “Iza no henoin’Andriamanitra?” § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 63:3: Maneho hatsaram-panahy feno fitiavana i Jehovah. Nahoana izany no tsara noho ny aina? (w06 1/6 11 § 7)

    • Sl 68:18: Iza ireo ‘lehilahy natao fanomezana’? (w06 1/6 10 § 4)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 63:1–64:10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory hamorona fomba fitory mety aminy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA