Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Jolay 2016

25-31 Jolay

SALAMO 79-86

25-31 Jolay
  • Hira 138 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Iza ny Olona Ambony Indrindra Aminao?”: (10 min.)

    • Sl 83:1-5: Ny anaran’i Jehovah sy ny zony hitondra no tokony ho zava-dehibe indrindra amintsika (w08 15/10 13 § 7-8)

    • Sl 83:16: Manome voninahitra an’i Jehovah isika rehefa miaritra sy tsy mivadika (w08 15/10 15 § 16)

    • Sl 83:17, 18: I Jehovah no ambony indrindra eran’izao rehetra izao (w11 15/5 16 § 1-2; w08 15/10 15-16 § 17-18)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 79:9: Inona no ampianarin’io andininy io antsika momba ny vavaka? (w06 15/7 12 § 5)

    • Sl 86:5: Nahoana no lazaina fa “vonona hamela heloka” i Jehovah? (w06 15/7 12 § 9)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 85:8–86:17

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 111

  • Manana Anarana ve Andriamanitra?: (15 min.) Alefaso ilay video ao amin’ny jw.org. (Jereo ao amin’ilay hoe ZAVATRA MISY > BOKY SY BOKIKELY. Tadiavo ao avy eo ilay bokikely hoe Vaovao Tsara, dia ho hitanao eo ambanin’ilay lesona hoe “Iza moa Andriamanitra?” io video io.) Iaraho midinika ireto fanontaniana ireto avy eo: Ahoana no azo ampiasana an’io video io rehefa mitory tsy ara-potoana, ampahibemaso, ary isan-trano? Inona ny zavatra tsara hitanao rehefa nampiasa an’io video io ianao?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 20 § 14-26, famerenana p. 179

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 143 sy Vavaka

    Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ny mozika, izay vao mihira ny fiangonana.