Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JOLAY 2016

18-24 Jolay

SALAMO 74-78

18-24 Jolay
  • Hira 110 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tsarovy ny Zavatra Nataon’i Jehovah”: (10 min.)

    • Sl 74:16; 77:6, 11, 12: Saintsaino ny zavatra nataon’i Jehovah (w15 15/8 10 § 3-4; w04 1/3 19-20; w03 1/7 10-11 § 6-7)

    • Sl 75:4-7: Manendry lehilahy manetry tena mba hitarika ny fiangonana, ohatra, i Jehovah (w06 15/7 11 § 3; it “Fanetren-tena”: “Tena ilaina mba hampiray saina” § 2)

    • Sl 78:11-17: Tadidio ny fomba namonjen’i Jehovah ny vahoakany (w04 1/4 21-22)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 78:2: Ahoana no nahatanterahan’io faminaniana io tamin’ny Mesia? (w11 15/8 11 § 14)

    • Sl 78:40, 41: Misy vokany amin’i Jehovah ve izay ataontsika? Nahoana? (w12 1/11 14 § 5; w11 1/7 10)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 78:1-21

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp16.4 16: Lazao amin’ilay olona fa afaka manao fanomezana izy.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp16.4 16

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 5 § 6-7

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 15

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (10 min.)

  • ‘Namorona ny Zava-drehetra i Jehovah’: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video ao amin’ny jw.org hoe Namorona ny Zava-drehetra i Jehovah’. (Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY.) Mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha, ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo izy ireo mba hanontaniana momba an’ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 20 § 1-13

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 73 sy Vavaka