Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Jolay 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 69-73

Mafana Fo Amin’ny Fivavahana Marina Izy Ireo

Mafana Fo Amin’ny Fivavahana Marina Izy Ireo

Tokony ho hita hoe mafana fo amin’ny fivavahana marina ny mpanompon’i Jehovah

69:9

  • Nazoto nanompo an’i Jehovah foana i Davida

  • Tsy nilefitra mihitsy i Davida rehefa nisy nanao tsinontsinona an’i Jehovah, na nanala baraka ny anarany

Afaka manampy ny tanora mba hazoto hanompo ny be taona

71:17, 18

  • I Davida angamba no nanoratra an’io salamo io, ary te hampahery ny taranaka manaraka izy

  • Afaka mampiofana ny tanora ny ray aman-dreny sy ny Kristianina matotra

Lasa te hiresaka ny zavatra tsara hataon’ilay Fanjakana isika rehefa mafana fo

72:3, 12, 14, 16-19