Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○FITORIANA

Fanontaniana: Iza no anaran’Andriamanitra?

Andinin-teny: Sl 83:18

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no porofo fa tian’i Jehovah Andriamanitra ho akaiky azy isika?

○●○FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Inona no porofo fa tian’i Jehovah Andriamanitra ho akaiky azy isika?

Andinin-teny: Jk 4:8

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no tokony hataontsika raha te ho akaiky an’Andriamanitra isika?

○○●FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Inona no tokony hataontsika raha te ho akaiky an’Andriamanitra isika?

Andinin-teny: Jn 17:3

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no porofo fa afaka ny ho akaiky an’Andriamanitra isika na dia tsy hita maso aza izy?