Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

7-13 Janoary

ASAN’NY APOSTOLY 21-22

7-13 Janoary
  • Hira 55 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Aoka ny Sitrapon’i Jehovah no Hatao”: (10 min.)

    • As 21:8-12: Niangavian’ireo rahalahy i Paoly mba tsy ho any Jerosalema, satria hisy zavatra hanjo azy any (bt 177 § 15-16)

    • As 21:13: Tsy niova hevitra izy, fa vonona hanao ny sitrapon’i Jehovah (bt 178 § 17)

    • As 21:14: Tsy nanakana an’i Paoly intsony ireo rahalahy, rehefa hitan’izy ireo hoe tapa-kevitra ny handeha izy (bt 178 § 18)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • As 21:23, 24: Tsy teo ambanin’ny Lalàn’i Mosesy intsony ny Kristianina. Nahoana anefa ny anti-panahy tany Jerosalema no nanome an’ireo toromarika ireo an’i Paoly? (bt 184-185 § 10-12)

    • As 22:16: Inona no tokony hataon’i Paoly mba ho voasasa ho afaka amin’ny fahotany izy? (“hiantso ny anarany mba ho voasasa ho afaka amin’ny fahotana” fanazavana As 22:16, nwtsty *)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 21:1-19 (th lesona 5) *

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahaiza Mampidi-dresaka, ary iaraho midinika ny lesona 1 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w10 1/2 13 § 2–14 § 2: Foto-kevitra: Tokony Hitandrina ny Sabata ve ny Kristianina? (th lesona 1) *

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

^ feh. 12 Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).

^ feh. 15 Fanamarihana: Ny lesona ao amin’ny bokikely Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra (th) no asaina ampiharin’ny mpianatra, manomboka amin’ity volana ity. Manondro an’ilay lesona ny nomerao anaty fononteny eo amin’ilay anjara.

^ feh. 18 Fanamarihana: Ny lesona ao amin’ny bokikely Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra (th) no asaina ampiharin’ny mpianatra, manomboka amin’ity volana ity. Manondro an’ilay lesona ny nomerao anaty fononteny eo amin’ilay anjara.