Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

28 Janoary–3 Febroary

ASAN’NY APOSTOLY 27-28

28 Janoary–3 Febroary
  • Hira 129 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Nandeha Sambo Nankany Roma i Paoly”: (10 min.)

    • As 27:23, 24: Nisy anjely nilaza tamin’i Paoly fa tsy hisy ho faty ireo niray sambo taminy (bt 208 § 15)

    • As 28:1, 2: Vaky sambo tao Malta izy ireo (bt 209 § 18; 210 § 21)

    • As 28:16, 17: Tonga soa aman-tsara tany Roma i Paoly (bt 213 § 10)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • As 27:9: Inona ilay “fifadian-kanina amin’ny andro fandrakofam-pahotana”? (“fifadian-kanina amin’ny andro fandrakofam-pahotana” fanazavana As 27:9, nwtsty)

    • As 28:11: Voalaza eo fa nisy marika hoe “Zanakalahin’i Zeosy” teo amin’ny lohan’ilay sambo. Nahoana no mahaliana io tsipiriany io? (“Zanakalahin’i Zeosy” fanazavana As 28:11, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 27:1-12 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA