Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Fanekena ho Ara-dalàna ny Asa Fitoriana Tany Québec

Fanekena ho Ara-dalàna ny Asa Fitoriana Tany Québec

Nampiasa ny zo nananany i Paoly, ka nangataka ny hotsarain’i Kaisara. Modely ho antsika ny zavatra nataony. Nampiasa ny zony ara-dalàna koa ireo rahalahintsika tany Québec, mba hiarovana ny vaovao tsara. Jereo ilay video hoe Fanekena ho Ara-dalàna ny Asa Fitoriana Tany Québec, ary valio ireto:

  • Inona ny olana natrehin’ireo rahalahy sy anabavy tany Québec?

  • Inona no nozarain’ireo rahalahy, ary inona no vokany?

  • Inona no nitranga tamin’ny Rahalahy Aimé Boucher?

  • Inona no didy navoakan’ny Fitsarana Tampony tany Kanada, tamin’ilay raharaha momba ny Rahalahy Aimé Boucher?

  • Inona no zavatra tsy mahazatra nataon’ireo rahalahy rehefa resy izy ireo? Dia inona no vokany?

  • Inona no didy navoakan’ny fitsarana, rehefa nisy polisy nandrava fivoriana iray?