Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Janoary 2018

29 Janoary–4 Febroary

MATIO 10-11

29 Janoary–4 Febroary
  • Hira 4 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Namelombelona ny Olona i Jesosy”: (10 min.)

    • Mt 10:29, 30: Mamelombelona ny mahalala hoe tena miahy antsika tsirairay i Jehovah, araka ny tenin’i Jesosy (nwtsty: Fanazavana sy sary)

    • Mt 11:28: Mamelombelona ny manompo an’i Jehovah (nwtsty: Fanazavana)

    • Mt 11:29, 30: Ho velombelona isika raha manaiky ny fahefan’i Kristy sy ny tari-dalany (nwtsty: Fanazavana Mt 11:29)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 11:2, 3: Nahoana i Jaona Mpanao Batisa no nametraka an’io fanontaniana io? (jy 96 § 2-3)

    • Mt 11:16-19: Inona no tian’ireo andininy ireo holazaina? (jy 98 § 1-2)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 11:1-19

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Jereo p. 1.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao sy izay fanontaniana hovalianao amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 45-46 § 15-16: Asao hivory ilay olona.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 87

  • Famelombelomana ho An’ireo “Miasa Mafy sy Mavesatra Entana”: (15 min.) Alefaso ilay video. Iaraho midinika avy eo ireto:

    • Inona ny zava-nitranga tato ho ato, ka mahatonga ny olona sasany hila famelombelomana?

    • Ahoana no hamelombeloman’i Jehovah sy Jesosy antsika amin’ny alalan’ny fandaminana?

    • Nahoana ny Soratra Masina no afaka mamelombelona antsika?

    • Inona no azontsika tsirairay atao mba hamelombelomana ny hafa?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko  6, efajoro p. 20

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 138 sy Vavaka