Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JANOARY 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ISAIA 29-33

Hisy Mpitondra Hampanjaka ny Fahamarinana

Hisy Mpitondra Hampanjaka ny Fahamarinana

Manome “andriana” na anti-panahy hikarakara ny andian’ondry i Jesosy Mpanjaka

32:1-3

  • Toy ny “fialofana amin’ny oram-baratra” izy ireo, satria miaro ny ondry rehefa misy fanenjehana mafy toy ny oram-baratra sady manampy azy ireo tsy ho kivy

  • Toy ny “rano mikoriana any amin’ny tany karakaina” izy ireo, satria mamelombelona an’izay mangetaheta ny rano madion’ny fahamarinana omeny

  • Toy ny “aloky ny vatolampy lehibe any amin’ny tany ngazana” izy ireo, satria mampahery sy mitari-dalana an’ireo ondry