Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JANOARY 2017

9-15 Janoary

ISAIA 29-33

9-15 Janoary
  • Hira 123 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Hisy Mpitondra Hampanjaka ny Fahamarinana: (10 min.)

    • Is 32:1: I Jesosy Kristy ilay mpitondra hampanjaka ny fahamarinana (w14 15/2 6 § 13)

    • Is 32:2: Manome andriana hikarakara ny andian’ondry i Jesosy Mpanjaka (ip-1 332-334 § 7-8)

    • Is 32:3, 4: Ampianarina sy ampiofanina hanao ny marina ny vahoakan’i Jehovah (ip-1 334-335 § 10-11)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 30:21: Inona avy no ampiasain’i Jehovah mba hifandraisana amin’ny mpanompony? (w14 15/8 21 § 2)

    • Is 33:22: Oviana i Jehovah no lasa Mpitsara sy Mpanome lalàna ary Mpanjaka ho an’ny firenen’Israely, ary tamin’ny fomba ahoana? (w14 15/10 14 § 4)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 30:22-33

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 119

  • “Fierena Amin’ny Rivotra” (Is 32:2): (9 min.) Alefaso ilay video.

  • Mila Mihaino Tsara Isika any Am-pivoriana: (6 min.) Alefaso ilay video. Mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo. Anontanio izy ireo hoe: Inona no mety hahatonga anao tsy hihaino tsara mandritra ny fivoriana? Ahoana raha tsy nihaino tsara i Noa tamin’i Jehovah nanazava momba an’ilay sambofiara? Nahoana ny ankizy no tokony hihaino tsara atỳ am-pivoriana?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 6 § 16-24 sy ny efajoro “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 40 sy Vavaka