Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Janoary 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ISAIA 43-46

Andriamanitra Mpanatanteraka Faminaniana i Jehovah

Andriamanitra Mpanatanteraka Faminaniana i Jehovah
FILAHARANY
Soratra
Sary

Nasain’i Jehovah nolazain’i Isaia tamin’ny an-tsipiriany ny fomba handresena an’i Babylona, 200 taona talohan’ny nitrangan’ilay izy.

44:27–45:2

  • I Kyrosy no handresy an’i Babylona

  • Havela hidanadana ny vavahadin’ilay tanàna

  • Ho “ritra” ny Reniranon’i Eofrata, izay anisan’ny niaro an’ilay tanàna