Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JANOARY 2017

30 Janoary–5 Febroary

ISAIA 43-46

30 Janoary–5 Febroary
  • Hira 33 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Andriamanitra Mpanatanteraka Faminaniana i Jehovah”: (10 min.)

    • Is 44:26-28: Naminany i Jehovah fa haorina indray i Jerosalema sy ny tempoly, ary i Kyrosy no handresy an’i Babylona (ip-2 71-72 § 22-23)

    • Is 45:1, 2: Nolazain’i Jehovah tamin’ny an-tsipiriany ny fomba handresena an’i Babylona (ip-2 77-78 § 4-6)

    • Is 45:3-6: Noresahin’i Jehovah ny antony nampiasany an’i Kyrosy mba handresena an’i Babylona (ip-2 79-80 § 8-10)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 43:10-12: Nahoana no azo lazaina hoe vavolombelon’i Jehovah ny firenen’Israely? (w14 15/11 21-22 § 14-16)

    • Is 43:25: Inona no tena mahatonga an’i Jehovah hikosoka ny fahadisoantsika? (ip-2 60 § 24)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 46:1-13

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) lc: Mitory tsy ara-potoana amin’ny mpiara-miasa na mpiara-mianatra.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) lc: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 4

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA