Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JANOARY 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ISAIA 38-42

Omen’i Jehovah Hery ny Reraka

Omen’i Jehovah Hery ny Reraka

40:29-31

  • Manararaotra ny fisian’ny rivotra mafana ny voromahery, ka mahavita manidina mandritra ny ora maro. Mihodinkodina ao anatin’ilay rivotra izy, ary entin’izy io miakatra tsikelikely. Mifindra mankao amin’ny rivotra mafana hafa izy rehefa tafakatra ambonimbony, dia hoatr’izay foana no ataony

  • Toy ny hoe tsy mila mampiasa ny heriny ny voromahery mba hanidinana. Tsy ny herintsika koa fa ny hery omen’i Jehovah no ahafahantsika manompo azy foana