Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JANOARY 2017

23-29 Janoary

ISAIA 38-42

23-29 Janoary
  • Hira 78 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Omen’i Jehovah Hery ny Reraka”: (10 min.)

    • Is 40:25, 26: Avy amin’i Jehovah ny hery rehetra (ip-1 409-410 § 23-25)

    • Is 40:27, 28: Hitan’i Jehovah ny olana manjo antsika sy ny tsy rariny mihatra amintsika (ip-1 413 § 27)

    • Is 40:29-31: Manome hery an’izay matoky azy i Jehovah (ip-1 413-415 § 29-31)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 38:17: Inona no dikan’ilay hoe arian’i Jehovah any ivohony ny fahotantsika? (w03 1/7 17 § 17)

    • Is 42:3: Nahoana no lazaina fa tanteraka tamin’i Jesosy io faminaniana io? (w15 15/2 8 § 13)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 40:6-17

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) lc: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) lc: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 38 § 6-7: Ataovy izay hanohinana ny fon’ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA