Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JANOARY 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ISAIA 24-28

Mikarakara ny Vahoakany i Jehovah

Mikarakara ny Vahoakany i Jehovah

Malala-tanana i Jehovah, ka manome sakafo ara-panahy be dia be ho an’ireo olona nasainy.

“Hanao fanasambe ho an’ny firenena rehetra i Jehovah Tompon’ny tafika”

25:6

  • Ny olona mpinamana sy mihavana tsara no niara-nisakafo fahiny

“Fanasambe misy hanim-pito loha sady feno tsoka, sy divay efa naotrika ela ka notantavanina”

  • Hita avy amin’ireo teny ireo fa faran’izay tsara ny sakafo ara-panahy omen’i Jehovah antsika