Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JANOARY 2017

2-8 Janoary

ISAIA 24-28

2-8 Janoary
  • Hira 12 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mikarakara ny Vahoakany i Jehovah”: (10 min.)

    • Is 25:4, 5: Fialofana ho an’izay te hanompo azy i Jehovah (ip-1 272 § 5)

    • Is 25:6: Notanterahin’i Jehovah ilay teniny hoe hanome sakafo ara-panahy be dia be izy (w16.05 24 § 4; ip-1 273 § 6-7)

    • Is 25:7, 8: Kely sisa dia tsy hisy intsony mandrakizay ny ota sy ny fahafatesana (w14 15/9 26 § 15; ip-1 273-274 § 8-9)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 26:15: ‘Itarin’i Jehovah avokoa ny sisin’ilay tany’, ka ahoana no ahafahantsika miara-miasa aminy? (w15 15/7 11 § 18)

    • Is 26:20: Mety hanondro inona ilay hoe ‘efitrano anatiny’? (w13 15/3 23 § 15-16)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 28:1-13

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Azo atolotra mandritra ny Janoary ilay bokikely hoe Ahoana no Nampisy Antsika? Fanontaniana Dimy Mila Dinihina, raha misy olona te handalina an’ireo porofo fa tena misy ny Mpamorona. Ampirisiho ny mpitory hampiseho an’ilay video hoe Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?, raha vao afaka manao izany.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA