Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JANOARY 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 2 TANTARA 29-32

Mitaky Asa Mafy ny Fivavahana Amin’i Jehovah

Mitaky Asa Mafy ny Fivavahana Amin’i Jehovah
FILAHARANY
Soratra
Sary

Namerina ny fivavahana marina i Hezekia sady tena nafana fo

29:10-17

  • 746-716 T.K.

    Nanjaka i Hezekia

  • NISANA 746 T.K.

    • Andro 1-8: Nodiovina ny tokotany anatiny

    • Andro 9-16: Nodiovina ny tranon’i Jehovah

    • Fandrakofam-pahotana ho an’ny Israely rehetra. Naverina tamin’ny laoniny ny fivavahana marina

  • 740 T.K.

    Resy i Samaria

Nantsoin’i Hezekia izay rehetra tia an’i Jehovah mba hiaraka hivory

30:5, 6, 10-12

  • Nisy mpihazakazaka nirahina hitondra taratasy eran’ilay tany, izany hoe hatrany Beri-sheba ka hatrany Dana, mba hanasa ny olona hankalaza ny Paska

  • Maro no nanaiky handeha, na dia nisy aza ny naneso