Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JANOARY 2016

 FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

Ahoana no Fampiasa ny Bokikely Vaovao Tsara Rehefa Mampianatra?

Ahoana no Fampiasa ny Bokikely Vaovao Tsara Rehefa Mampianatra?
  1. Vakio ny fanontaniana sora-matevina, mba hahatonga an’ilay mpianatra hifantoka amin’ny hevi-dehibe.

  2. Vakio ilay fehintsoratra eo ambany.

  3. Vakio ny andinin-teny natao sora-mandry, ary mametraha fanontaniana mety tsara, mba hanampiana azy hahita ny valin’ilay fanontaniana sora-matevina.

  4. Raha mihoatra ny iray ny fehintsoratra eo ambanin’ilay fanontaniana, dia avereno isaky ny fehintsoratra ny dingana faha-2 sy faha-3. Afaka mampiseho video koa ianao, raha misy video mifandray amin’ny resakareo, ao amin’ny jw.org/mg.

  5. Apetraho ilay fanontaniana sora-matevina, mba hahalalana raha azon’ilay olona tsara ny fianarana.