Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Janoary 2016

25-31 Janoary

Ezra 6-10

25-31 Janoary
  • Hira 10 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mila Olona Vonona sy Mazoto i Jehovah”: (10 min.)

    • Ezr 7:10: Nanomana ny fony i Ezra

    • Ezr 7:12-28: Nanomana zavatra be dia be i Ezra, talohan’ny hiverenana tany Jerosalema

    • Ezr 8:21-23: Natoky i Ezra fa hiaro ny mpanompony i Jehovah

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezr 9:1, 2: Nahoana no tena ratsy ny nanambady an’ireo “mponina manodidina”? (w06 15/1 20 § 1)

    • Ezr 10:3: Nahoana ny ankizy no nalefa nody niaraka tamin’ny reniny? (w06 15/1 20 § 2)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Ezr 7:18-28 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 138

  • Hatsarao ny Fanompoanao: Aoka Ianao ho Vonona Hanao Fiverenana Mitsidika”: (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ny video Modely ho An’ny Janoary. Mariho hoe inona no nataon’ilay mpitory rehefa avy nanolotra Ny Tilikambo Fiambenana sy ny bokikely Vaovao Tsara, mba ho mora aminy ny hanao fiverenana mitsidika.

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (8 min.)

  • Fianarana Baiboly: ia toko 7 § 15-27, famerenana (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 120 sy Vavaka