Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JANOARY 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 2 TANTARA 33-36

Raisin’i Jehovah Izay Tena Mibebaka

Raisin’i Jehovah Izay Tena Mibebaka
FILAHARANY
Sary
Soratra

MANASE

Navelan’i Jehovah hanagadra azy ny Asyrianina, ka hitondra azy ho babo tany Babylona

TALOHAN’NY HO LASA BABO

  • Nanao alitara ho an’ny sampy

  • Nandoro ny zanany ho sorona ho an’ny sampy

  • Namono olona tsy manan-tsiny

  • Nampirisika ny vahoaka hampiasa herin’ny maizina

REHEFA NAFAHANA

  • Nanetry tena be

  • Nivavaka tamin’i Jehovah, ary nanao fanatitra ho azy

  • Nanaisotra ny alitara ho an’ny sampy

  • Nampirisika ny vahoaka rehetra hanompo an’i Jehovah

JOSIA

NANDRITRA NY FANJAKANY

  • Nitady an’i Jehovah

  • Nanadio an’i Joda sy Jerosalema

  • Nanamboatra ny tranon’i Jehovah. Hita ny bokin’ny Lalàna