Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JANOARY 2016

11-17 Janoary

2 TANTARA 33-36

11-17 Janoary
  • Hira 35 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Raisin’i Jehovah Izay Tena Mibebaka”: (10 min.)

    • 2Ta 33:2-9, 12-16: Namindrana fo i Manase, satria tena nibebaka (w05 1/12 21 § 6)

    • 2Ta 34:18, 30, 33: Tena hisy vokany amintsika ny Baiboly raha mamaky sy misaintsaina azy io isika (w05 1/12 21 § 11)

    • 2Ta 36:15-17: Mamindra fo sy manam-paharetana i Jehovah, nefa tsy tokony hohararaotintsika izany (w05 1/12 21 § 8)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 2Ta 33:11: Inona ny faminaniana tanteraka rehefa nentina ho babo tany Babylona i Manase? (it “Ahaza” § 5)

    • 2Ta 34:1-3: Nahoana no mampahery antsika ny ohatr’i Josia? (w05 1/12 21 § 7)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: 2Ta 34:22-33 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ny matoan-dahatsoratra, amin’ny Tilikambo Fiambenana nivoaka farany, anombohana resaka. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Olona niresahana an’ilay matoan-dahatsoratra, tamin’ny Tilikambo Fiambenana nivoaka farany, no tsidihina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) Ampiasao ny boky Ampianarina, toko 1, fehintsoratra 6 sy 7.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 77

  • Zava-dehibe ny Fibebahana: (10 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy. (w06 15/11 27 § 7-9)

  • Mahaiza Mamela Heloka: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Namanao i Jehovah: Mahaiza Mamela Heloka. (Jereo ny jw.org, ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY.) Anontanio ny ankizy hoe inona ny lesona nianarany.

  • Fianarana Baiboly: ia toko 6 § 15-23, efajoro “Vavaka Roa Tena Miavaka,” famerenana (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 6 sy Vavaka