Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA FEBROARY 2017

6-12 Febroary

ISAIA 47-51

6-12 Febroary
  • Hira 120 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Hotahina Izay Mankatò An’i Jehovah”: (10 min.)

    • Is 48:17: Mila mankatò ny toromarik’i Jehovah ireo manaraka ny fivavahana marina (ip-2 131 § 18)

    • Is 48:18: Tia antsika i Jehovah ary tiany hankafy fiainana isika (ip-2 131 § 19)

    • Is 48:19: Hahazo fitahiana mandrakizay isika raha mankatò (ip-2 132 § 20-21)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 49:6: Nahoana ny Mesia no lazaina hoe “fahazavan’ny hafa firenena” nefa ny Israelita ihany no nitoriany? (w07 15/1 9 § 8)

    • Is 50:1: Nahoana i Jehovah no nanontany ny Israelita hoe: “Aiza izay taratasy fisaraham-panambadiana nomeko an-dreninareo?” (it “Fisaraham-panambadiana”: “Fisaraham-panambadiana an’ohatra”)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 51:12-23

FAMPIOFANANA AMINNY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 89

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (7 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 144-145). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Ankatoavy i Jehovah: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video. Fanontaniana: Nahoana isika no tena tokony hankatò an’i Jehovah? (Oh 27:11) Rahoviana avy ny ankizy no tsy maintsy mankatò an’i Jehovah? Amin’ny lafiny inona avy ny olon-dehibe no tsy maintsy mankatò an’i Jehovah?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 8 § 1-7 sy ny efajoro “Mandika Boky sy Gazety Amin’ny Fiteny 670 Mahery

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 98 sy Vavaka