Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA FEBROARY 2017

27 Febroary–5 Martsa

ISAIA 63-66

27 Febroary–5 Martsa
  • Hira 19 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tena Hahafaly Antsika ny Lanitra Vaovao sy Tany Vaovao”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 63:5: Inona no dikan’ny hoe manampy an’Andriamanitra ny fahavinirany? (w07 15/1 11 § 5)

    • Is 64:8: Ahoana no ampiharan’i Jehovah ny fahefany rehefa mamolavola antsika izy? (w13 15/6 25 § 3-5)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 63:1-10

FAMPIOFANANA AMINNY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ef 5:33: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) 1Ti 5:8; Tit 2:4, 5: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) Is 66:23; w06 1/11 30-31 § 14-17: Foto-kevitra: Ho Anisan’ny Fanompoantsika Foana ny Fivoriana

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA