Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA FEBROARY 2017

20-26 Febroary

ISAIA 58-62

20-26 Febroary
  • Hira 142 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ambarao ny Taona Fanehoan’i Jehovah Fankasitrahana”: (10 min.)

    • Is 61:1, 2: Voahosotra mba “hanambara ny taona fanehoan’i Jehovah fankasitrahana” i Jesosy (ip-2 322 § 4)

    • Is 61:3, 4: Manome an’ireo “hazon’ny fahamarinana” i Jehovah mba hampandrosoana ny asany (ip-2 326-327 § 13-15)

    • Is 61:5, 6: Miara-miasa ny “mpisoron’i Jehovah” sy ny “hafa firenena” mba hamitana an’ilay asa fitoriana lehibe indrindra hatramin’izay (w12 15/12 25 § 5-6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 60:17: Ahoana no nanatanterahan’i Jehovah an’io fampanantenana io amin’izao andro farany izao? (w15 15/7 9-10 § 14-17)

    • Is 61:8, 9: Inona ilay “fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra”, ary iza ireo “taranaka”? (w07 15/1 11 § 4)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 62:1-12

FAMPIOFANANA AMINNY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA