Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA FEBROARY 2017

13-19 Febroary

ISAIA 52-57

13-19 Febroary
  • Hira 148 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Nijaly ho Antsika i Kristy”: (10 min.)

    • Is 53:3-5: Natao tsinontsinona izy, ary notorotoroina noho ny fahadisoantsika (w09 15/1 26 § 3-5)

    • Is 53:7, 8: Nanaiky hanao sorona ny ainy ho antsika izy (w09 15/1 27 § 10)

    • Is 53:11, 12: Afaka ny ho tonga olo-marina isika, satria tsy nivadika mandra-pahafatiny izy (w09 15/1 28 § 13)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 54:1: Iza ilay “vehivavy momba” resahin’io faminaniana io, ary iza ny ‘zanany’? (w06 15/3 11 § 2)

    • Is 57:15: Inona no dikan’ny hoe ‘mitoetra eo amin’ireo torotoro fo sy manetry tena’ i Jehovah? (w05 15/10 26 § 3)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 57:1-11

FAMPIOFANANA AMINNY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) lf: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) lf 30-31: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 14-15 § 16-17: Ray mampianatra ny zanany iray tsy ampy taona no manao azy ity, raha azo atao.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA