Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA FEBROARY 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | NEHEMIA 5-8

Mpiandraikitra Niavaka i Nehemia

Mpiandraikitra Niavaka i Nehemia

Tisry 455 T.K.

8:1-18

  1. I Nehemia angamba no nampiantso ny vahoaka mba hiara-hivory

  2. Faly be ny olona tamin’izay

  3. Novorina ny raim-pianakaviana, ka nampianarina mba hankatò kokoa ny Lalàn’Andriamanitra

  4. Nanomana ny Fetin’ny Trano Rantsankazo ny olona