Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA FEBROARY 2016

8-14 Febroary

NEHEMIA 5-8

8-14 Febroary
  • Hira 123 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mpiandraikitra Niavaka i Nehemia”: (10 min.)

    • Ne 5:1-7: Nihaino tsara i Nehemia rehefa nitaraina ny olona, ary nahitsiny izay tsy nety (w06 1/2 9 § 2)

    • Ne 5:14-19: Nanetry tena sy malina i Nehemia, sady tsy mba nanararaotra olona (w06 1/2 10 § 4)

    • Ne 8:8-12: Anisan’ny nampianatra ny vahoaka i Nehemia (w06 1/2 11 § 4)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ne 6:5: Nahoana i Sanbala no nandefa “taratasy tsy nihidy” ho an’iNehemia? (w06 1/2 9 § 3)

    • Ne 6:10-13: Nahoana i Nehemia no tsy nanaiky ny tenin’i Semaia? (w07 1/7 30 § 15)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Ne 6:14–7:7a (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ny matoan-dahatsoratra, amin’ny Mifohaza! nivoaka farany, anombohana resaka. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Olona niresahana an’ilay matoan-dahatsoratra, tamin’ny Mifohaza! nivoaka farany, no tsidihina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) Ampiasao ny boky Ampianarina. (bh 28-29 § 4-5)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 62

  • Miezaka Handroso Ara-panahy ve Ianao?: (15 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy. (w14 15/9 3-6) Alefaso ilay video hoe Ry Rahalahy, Miezaha Handroso Ara-panahy! tao amin’ny Tele JW, Desambra 2015. Asongadino fa tokony ho antony tsara no hahatonga ny rahalahy haniry hahazo andraikitra, ary hazavao izay ezaka tokony hataony. Ampirisiho ireo rahalahy mba hiezaka hahafeno fepetra ho mpanampy amin’ny fanompoana sy anti-panahy.

  • Fianarana Baiboly: ia toko 8 § 17-27, famerenana (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 125 sy Vavaka