Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA FEBROARY 2016

15-21 Febroary

NEHEMIA 9-11

15-21 Febroary
  • Hira 84 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Manohana ny Fivavahana Marina ny Olona Tsy Mivadika”: (10 min.)

    • Ne 10:28-30: Nanaiky izy ireo fa tsy hanambady an’ireo “mponina manodidina” (w98 15/10 21 § 11)

    • Ne 10:32-39: Be dia be ny zavatra tokony hatao ho an’ny fivavahana marina, nefa vonona ny hanao izany izy ireo (w98 15/10 21 § 11-12)

    • Ne 11:1, 2: Nankatò an-tsitrapo izy ireo rehefa nisy fandaharana manokana natao (w06 1/2 11 § 6; w98 15/10 22 § 13)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ne 9:19-21: Inona ny porofo fa nikarakara tsara ny vahoakany i Jehovah? (w13 15/9 9 § 9-10)

    • Ne 9:6-38: Nahoana ny Levita no modely ho antsika, amin’ny vavaka? (w13 15/10 22-23 § 6-7)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Ne 11:15-36 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 19

  • Tiako Be Mihitsy ny Fiainako”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha io video io. Apetraho avy eo ireo fanontaniana. Maro ny mpitovo, miezaka manao fanompoana be dia be. Manadinadìna mpitory iray nanao izany nandritra ny taona maro, na mbola mpitovo izy izao na efa manambady. (1Ko 7:35) Inona ny fitahiana azony?

  • Fianarana Baiboly: ia toko 9 § 1-13 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 76 sy Vavaka