Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA FEBROARY 2016

1-7 Febroary

NEHEMIA 1-4

1-7 Febroary
  • Hira 126 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tena Tian’i Nehemia ny Fivavahana Marina”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Nehemia.]

    • Ne 1:11–2:3: Tian’i Nehemia handroso tsara ny fivavahana marina, ary izay no tena nahafaly azy (w06 1/2 9 § 7)

    • Ne 4:14: Tsy kivy i Nehemia na dia nisy nanohitra aza ny fivavahana marina, satria nitadidy an’i Jehovah foana izy (w06 1/2 10 § 3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ne 1:1; 2:1: Ahoana no ahalalantsika fa mitovy ihany ireo “taona faharoapolo” ao amin’ny Nehemia 1:1 sy 2:1? (it “Fitopolo Herinandro” § 1-12)

    • Ne 4:17, 18: Tanana ilany fotsiny ve dia hahavita hiasa, amin’ilay fanorenana? Hazavao. (w06 1/2 9 § 1)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Ne 3:1-14 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Asongadino izay nataon’ilay mpitory mba ho mora aminy ny hanao fiverenana mitsidika. Ampirisiho ny mpitory hamorona fomba fitory mety aminy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 103

  • Miomàna Dieny Izao mba Hanao Mpisava Lalana Mpanampy Amin’ny Martsa na Aprily: (15 min.) Fiaraha-midinika. Miresaha hevitra avy ao amin’ilay lahatsoratra hoe: “Ataovy Mahafinaritra ny Vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana.” (km 2/14 2) Hamafiso fa ilaina ny mandamina mialoha. (Oh 21:5) Manadinadìna mpitory roa efa nanao mpisava lalana mpanampy: Inona ny zava-tsarotra tsy maintsy nitadiavany vahaolana? Ary inona no nahafaly azy ireo?

  • Fianarana Baiboly: ia toko 8 § 1-16 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 135 sy Vavaka