Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Anabavy roa manolotra ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra, Indonezia

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA FEBROARY 2016

Fomba Fitory Modely

Fomba azo anolorana ny Mifohaza! sy ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra. Mamoròna fomba fitory mety aminao.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tena Tian’i Nehemia ny Fivavahana Marina

Alao sary an-tsaina ny ezaka mafy nataon’i Nehemia mba hanorenana ny mandan’i Jerosalema sy hamerenana ny fivavahana marina. (Nehemia 1-4)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mpiandraikitra Niavaka i Nehemia

Nampian’i Nehemia mba ho faly hanaraka ny fivavahana marina ny Israelita. Jereo ny sary ary eritrereto izay nitranga tany Jerosalema tamin’ny Tisry 455 T.K. (Nehemia 8:1-18)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Manohana ny Fivavahana Marina ny Olona Tsy Mivadika

Nanohana ny fivavahana marina foana ny mpanompon’i Jehovah tamin’ny andron’i Nehemia. Maro ny zavatra nataon’izy ireo tamin’izany. (Nehemia 9-11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Tiako Be Mihitsy ny Fiainako

Maro no azon’ny tanora atao, ao anatin’ny fandaminan’i Jehovah. Tokony hahafinaritra be ny fiainan’izy ireo. Misy fanontaniana natao handinihana an’ilay video ato.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Lesona avy Amin’ny Bokin’i Nehemia

Alao sary an-tsaina i Nehemia nafana fo erỳ niaro ny fivavahana marina. (Nehemia 12-13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ny Olona Rehetra Mihitsy no Asao Hanatrika Fahatsiarovana!

Fomba azo izarana ny fanasana Fahatsiarovana 2016. Araho ireo torohevitra voalaza ato raha liana ilay olona itoriana.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Vonona Hiaro ny Vahoakan’Andriamanitra i Estera

Alao sary an-tsaina izy sahy niaro ny vahoakan’i Jehovah. (Estera 1-5)