Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

17-23 Desambra

ASAN’NY APOSTOLY 15-16

17-23 Desambra
  • Hira 96 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Fanapahan-kevitra Niorina Tamin’ny Tenin’Andriamanitra”: (10 min.)

    • As 15:1, 2: Saika nampizarazara ny fiangonana ilay raharaha momba ny famorana (bt 102 § 8)

    • As 15:13-20: Niorina tamin’ny Soratra Masina ny fanapahan-kevitry ny filan-kevi-pitantanana (w12 15/1 5 § 6-7)

    • As 15:28, 29; 16:4, 5: Nampahery ny fiangonana ilay fanapahan-kevitra (bt 123 § 18)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • As 16:6-9: Raha te hampitombo ny fanompoantsika isika, inona no ianarantsika avy amin’io fitantarana io? (w12 15/1 10 § 8)

    • As 16:37: Nahoana no nanampy an’i Paoly hitory ny vaovao tsara ny zom-pirenena romanina nananany? (“Romanina izahay” fanazavana As 16:37, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 16:25-40

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo.

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA