Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Paoly sy Barnabasy mitory amin’i Sergio Paolo

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ASAN’NY APOSTOLY 12-14

Nampian’i Barnabasy sy Paoly ho Lasa Kristianina ny Olona Tany An-tany Lavitra

Nampian’i Barnabasy sy Paoly ho Lasa Kristianina ny Olona Tany An-tany Lavitra

13:12, 48; 14:1, 21, 22

Na mafy aza ny fanenjehana, dia niezaka be foana i Barnabasy sy Paoly nanampy ny olona tso-po ho lasa Kristianina

  • Nitory tamin’ny karazan’olona rehetra izy ireo

  • Nampahereziny ireo mpianatra vaovao ‘mba tsy hiala amin’ny finoana’