Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Desambra 2017

Fomba Fitory Modely

Fomba Fitory Modely

MIFOHAZA!

Fanontaniana: Nahoana no miharatsy foana ny fiainana eran-tany?

Andinin-teny: Je 10:23

Atolory ilay izy: Resahin’ity gazety ity fa misy olona an-tapitrisany mino hoe mbola hihatsara ny fiainana.

MIFOHAZA!

Fanontaniana: Manana anarana ve Andriamanitra?

Andinin-teny: Sl 83:18

Atolory ilay izy: Resahin’ity lahatsoratra ity hoe inona no dikan’ny anaran’Andriamanitra, ary nahoana isika no tokony hampiasa azy io. [Asehoy ilay lahatsoratra hoe “Fantaro Izay Lazain’ny Baiboly: Anaran’Andriamanitra.”]

AMPIANARO NY TENA MARINA

Fanontaniana: Mety tsy ho faty intsony ve isika indray andro any?

Andinin-teny: 1Ko 15:26

Ny Tena Marina: Hofoanan’i Jehovah ny fahafatesana.

MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO

Mitadiava fanontaniana sy andinin-teny ary atolory ilay izy, toy ireo ohatra eo aloha ireo.