Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

4-​10 Desambra

ZEFANIA 1–HAGAY 2

4-​10 Desambra
  • Hira 27 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy “fomba fitory modely”, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory hizara ny Mifohaza! No. 6 2017 amin’ny olona faran’izay betsaka. Tsy tokony havela ao amin’ny trano tsy misy olona anefa ilay gazety, satria tiantsika ny hiresaka mivantana amin’ny olona.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 23

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (5 min.)

  • Mampisy Fiadanana sy Firaisan-tsaina ny Fiteny Madio (Ze 3:9): (10 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Aogositra 2012, pejy 12, fehintsoratra 4. Alefaso ilay video hoe Mpifahavalo Lasa Mpinamana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 22 § 8-16

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 22 sy Vavaka