Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Desambra 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MALAKIA 1-4

Ankasitrahan’i Jehovah ve ny Tokantranonao?

Ankasitrahan’i Jehovah ve ny Tokantranonao?

2:13-16

  • Maro ny Israelita nisaraka tamin’ny vadiny tamin’ny andron’i Malakia, noho ny antony tsy dia nisy dikany. Tsy nankasitrahan’i Jehovah ny fanompoan’ireo nivadika tamin’ny vadiny

  • Notahin’i Jehovah izay rehetra nanaja ny vadiny

Ahoana no hampisehoan’ny olona iray hoe tsy mivadika amin’ny vadiny izy...

  • amin’izay eritreretiny?

  • amin’izay jereny?

  • amin’izay teneniny?