Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Desambra 2017

25-31 Desambra

MALAKIA 1-4

25-31 Desambra
  • Hira 131 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ankasitrahan’i Jehovah ve ny Tokantranonao?”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ml 1:10: Nahoana isika no tsy maintsy tia an’Andriamanitra sy ny olona rehefa manao ny fanompoantsika? (w07 15/12 27 § 1)

    • Ml 3:1: Ahoana no nahatanterahan’io andininy io tamin’ny taonjato voalohany, ary ahoana no ahatanterahany ankehitriny? (w13 15/7 10-11 § 5-6)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ml 1:1-10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) 1Ko 15:26: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Is 26:19; 2Ko 1:3, 4: Ampianaro ny Tena Marina. (Jereo ny mwb16.08 8 § 2.)

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w07 15/12 28 § 1: Foto-kevitra: Ahoana no Ampisehoantsika hoe Mitondra ny Ampahafolon-karena Rehetra ao An-trano Fitehirizana Isika?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA